RMDM Amin’ny 10 aogositra mifankahita...niny fahatelo amin’io di-din’ny HCC io no manam-bara,...

Preview:

Citation preview

2Lah 1046 Sabotsy 25 jolay 2020Politikawww.gvalosoa.com

Ny senateran’i Madagasikara vaovao, Kolozafy Séraphine.

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Rojo A.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossi-ble. N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Ny ministra Pr Ahmad Ahmad sy ny mpiara-miasa aminy akaiky.

Fihanaky ny coronavirus

Voalohany voa mafy

i Madagasikara aty amin’ny

Ranomasimbe Indiana

Ny Valosoa sy fakafaka

Fahasalamana

Mbola manohy ny asany soa aman-tsara hatreto ny ministra Pr Ahmad Ahmad

Nanantanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanaogazety ny teo anivon'nyminisiteran'ny fahasala-mam-bahoaka, izay nota-rihin'ny minisitra PrAhmad Ahmad omaly ma-raina. Navoitrany nandri-tra izany ireo asa rehetraefa vita hatreto entinamiady amin'ny fipariahan'ny valanaretina Covid-19eto Madagasikara. Nama-fisiny tamin'izany ihanykoa, fa ny minisiteran'nyfahasalamam-bahoakano manome ny tolokevitraentina miady amin'ny va-lanaretina eo anivon'nygovernemanta ary ny filo-han'ny Repoblika sy nyPraiminisitra no tompon'ny teny farany amin'ny fa-natanterahana ny asa re-hetra. Nahabe resakatamin’ity herinandro ity nyfangatahana fanampianatamin’ny mpiara-miom-

bon’antoka nataon’ny taoamin’ity minsitera ity arynotoherin’ny mpitondratenin’ny governemanta.Voalaza tamin’izany fa mi-hilangilana ny toeran’ny

ministra Pr AhmadAhmad, tamin’ny filan-ke-vitry ny minisitra faranyteo anefa, mbola mija-nona amin’ny toeranyihany aloha ity ministra

teknisiana ity, fa tsy arakany feo nandeha fa hisao-ran’ny fitondram-panja-kana izy.

Isambilo

Antenimierandoholona

Kolozafy Séraphine, senatera vaovao handray ny toerany

Kolozafy Séraphine nosenateran’i Madagasikaravaovao handray ny toe-rany ao amin’ny Lapan’nyAntenimierandoholona,Anosikely. Ny 3 jolay 2020ny Fitsarana avo mombany Lalampanorenana(HCC) no namoaka didylaharana faha 06-HCC/AR milaza fa hita fototrany fahabangan-toeranaeo anivon’ny Antenimie-randoholona, taorian’nynahafaty ny senatera Ra-zafindrakoto Ravololoni-rina Emilie, izay nodi-mandry teto Antananarivony 22 jona 2020. Ny andi-niny fahatelo amin’io di-din’ny HCC io no manam-bara, fa senatera LeaderFanilo voafidy tao amin’ny

RMDM

Amin’ny 10 aogositra mifankahita

Nilaza ny fahitany ny raharaham-pirenena amin’izaofotoana izao afak’omaly ny RMDM, na ny Rodoben’nyMpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

Ravao malaky io governemanta io, hatsangano nygovernemantan’ny fanavotam-pirenena, izay noanisan’ny nambaran’ny avy amin’ny RMDM (Ro-

doben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Mada-gasikara), nitafa tamin’ny mpanao gazety ny alakamisymaraina teo, teny Bel’Air Ampandrana. Tsy voafehy mi-hitsy hoy izy ireo ny valanaretina coronavirus, ka to-kony hajoro io governemantan’ny fanavotam-pirenenaio. Izany akory tsy midika fa mitady seza ny RMDM,arofanina sy torohevitra ihany ny azy ireo hoy ny mpi-tondra teniny, sady filoha lefitry ny RMDM avy amin’nyFaritanin’i Toliara, Pasitera Edouard Tsarahame. An-koatra izany, hanatanteraka fikaonandoham-pirenenaihany koa ny RMDM ny 10 aogositra 2020 ho avy izao,hanasany sy hiantsoany ny hery velona rehetra tsy an-kanavaka eto amin’ny firenena, hidinika ny tena hama-hana izao olana ara-pahasalamana sy ny olana rehetratsy voavaha eto amin’ny firenena izao. Amin’ny 10 ao-gositra arak’izany mifankahita momba ny raharaham-pirenena, hoy ihany Pasitera Edouard, satria andromanan-tantara eto amin’ny firenena koa io datin’ny 10aogositra io. Farany, mitaky ny hamoahana tsy misy

fepetra ny ministry ny serasera teo aloha, Harry Lau-rent Rahajason, na Rolly Mercia izy ireo, izay avyamin’ny RMDM ihany koa. Izany hoy ny fanambaranadia fototry ny fitoniana amin’izao hamehana ara-paha-salamana eto amin’ny firenena izao.

Isambilo

Efa-bolana nidirana tamin’ny hamehana ara-paha-salamana i Madagasikara, mihazakazaka ny zava-misy. Raha mbola telo ny tranga amin’ny vala-naretina tany am-piandohana nanakatonana ny si-sintany sy nihibohana, ny 20 Martsa 2020, ankehi-triny efa mihazakazaka manatona ny isa 9.000 nytrangana valanaretina, izany hoe efa hananika nyiray alina. Ary tato anatin’ny telo herinandro monja,dia mampiteny ny moana ny toe-javamisy amin’nyfitomboan’ny tarehimarika: na izany eo amin’nytranga vaovao (cas confirmés), na amin’ny isan’ireonamoy ny ainy. Tarehimarika izay mbola lavitry ny“pic” izay nambaran’ny filohan’ny Repoblika, fambola any amin’ny faran’ny volana aogositra vao hotratra. Firenena maro taty Afrika no efa nihoaran’iMadagasikara ny laharany amin’izao fotoana izao.Nisy tao anaty herinandro iray amin’izao fotoanan’nyfihibohana faharoa izao, firenena 10 no nihoaranaamin’ny fisian’ny tranga vaovao. Ary i Madagasikarano voalohany voa mafy izao aty amin’ny Ranoma-simbe Indiana. Ato anatin’ny dimy volana izany,mbola tsy hitsaha-mitombo ny tarehimarika amin’nytrangana valanaretina eto Madagasikara. Mampanahy tanteraka ny zava-misy raha ny toe-ja-vatra hita etsy sy eroa. Miha-mitombo ireo toeranaandraisana ny olona ahitana soritr’aretina. Efa mi-pàka eny anivon’ny fokontany, toy ny tobim-pahasa-lamana fototra izany ankehitriny. Ny mpitsabo anefatsy ampy amin’ireny toerana ireny, fa matetika irayihany, fa mpiasan’ny fahasalamana no manampyazy eo. Hany ka tsy maintsy miàsa mafy izy ireoisan’andro. Miha-mitombo isan’andro koa anefa nyisan’ireo olona manatona ny toerana, ary hatranyamin’ny toeram-pitsaboan’ny mpitsabo tsy miankinaamin’ny fanjakana io toe-javatra io. Etsy ankilan’izany rehetra izany, miha-misarika nysaim-bahoaka miandàlana ny fahitàny ny zava-misyeny anivon’ny fokontaniny amin’izao fotoana izao.Ity fisiana taratasy milaza fahafatesan’olona iray mi-petaka amin’ny rindrina sy misy olona maty amin’nytoerana samihafa ary ny fiara mitondra faty, tsy in-dray mandeha ihany, isan-kerinandro. Miha-voare-saka matetika amin’ny haino aman-jery ny toeram-pandevenana toy ny fasam-bahiny. Rehefa misehomatetitetika eo anoloan’ny masony na reny izany eoanivon’ny fokontaniny isan-kerinandro dia tsymaintsy mandeha ihany ny sain’olombelona, misyraha tsy milamina mihitsy eto amin’ny tanàna. He-noiny anefa ny fitondram-panjakana toa tsy andre-nesany feo manazava aminy izany. Hihazakazaka ho aiza ity firenena ity eo amin’ity fia-trehana ny ady amin’ny valanaretina coronavirus syny fihanahany ity? Sanatriavina tsy hiady laharanamaneran-tany ho lohandohany hiharany mafy. Mam-panahy ny vahoaka anefa ny fahitàna ny zava-misyiainany amin’izao fotoana izao, ary sarotra afeninaaminy izany.

Sôh’son

Faritany Antsiranana i Ko-lozafy Séraphine. Nanen-tana ny olona ho mailo sy

hanaja ny fepetra ara-pa-hasalamana hisorohanany coronavirus tsy hipari-

taka ny tenany ny alaro-bia teo, tao Sambava, fa-ritra Sava. « Distrika telo,amin’ny efatra mandrafi-tra ny Faritra SAVA, izaono efa ahitana Covid-19.Aoka mba tsy ho ny taho-tra ny mpitandro ny filami-nana no anaovana aro-tava fa ny areti-mandoza,satria tsy mizaha mpa-nambola na tsia ny Covid-19, fa izay voany dia tsyafa-bela » hoy i KolozafySéraphine, izay lasa se-nateran’i Madagasikaraamin’izao fotoana. Mam-pahery ireo mpiasan’nyfahasalamana mitily symitsabo ny marary koa nytenany.

Isambilo

"Ary hoy Izy taminy: ny Sabata no natao

ho an'ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny

Sabata;"

Marka 2:27

Ny TeNy FiaiNaNa

Recommended