Berthier, Hugues. 1922. Manuel de langue Malgache (dialecte Merina). Tome II

Embed Size (px)

Citation preview

MANUEL(DIALECTE MERINA)

HUGUES BERTHIERADMINISTRATEUR EN CHEF DES COLONIES `

OFFICIER INTERPRETE DE iw CLASSE DE RESERVE POUR LA LANGUE MALGACHE

TOME II

TANANARIVEIMPRIMERIE DE LA MISSION NORVGIENNE1922.

misy=mi+isy, - =ma +n + anatra, - - Mpanjaka=m+fanjaka=ta = n-I - +ana, +fanjahana, ftondrana=;f+tondra =ma+ gens..-nia+n +vono, - - vaboakany=vaboaka+ny, - .. Ary, = natao+n =a +tao, - N' - - ANALYSE.

Nisy, pass de il y avait. Olon-kendry, olona, personne+bendry, sage. Ta-bananatra, ta, contraction de tia, dsirer bananatra, futur de mananatra conseiller. NY, le. } aka, roi. Taurin' ny, au sujet de la. Fitondram--panjakana filondrana la manire de gouverner. -= royaume. Fa, car. Nabery namono, nabery, pass de mabery bery, (il tait) fortnamono pass de mamonn= (pour) tuer. Olona, (des5 Be, beaucoup. Lotr4, 'trop. 11ay, le. Mpanjaka, roi. Ka, et. Saiky, presque. Lany ringgaana, entirement extermin. Ny ny, son, peuple. et. I4ao, ceci. --, No, furent. Teny, (les) paroles. Nataon natao pass de atao dites. par. Ilav olon-kendry, l:homme sage. Tamin' ny, au. MJanjaka, roi. labo, je. Tompokolaby=tompo+ko+laby, monsieur. Maa.+

Tantara, conte.

..

-I-

3$

.`i

M0.

t,iwn P4TARA. +, w. Nis oi kenata-han na ny mpanjak tamie ny fitor ramanjak na, ta nah am"ir o ol be loatra ilay mpanjaka, ka saiky lany rligna ny vaho kany Ary izao no teny nataon' ilay olon-kendry tamin' iy Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona tra. Ary indray andro, hono, sendra nitsangantsangan .tany an-tsaha ny mpanjaka, ka nahi vorondolo nipetraka teo n tanna aolo.. hoy ny mpanjdlm tamin' ilay olon-kendry: Andeha henoy kely Ary hoe ny resaka ataon' ireroa vorondolo ireroa, ka lazao at amiko izay teninyy, fa hianao mahay ny tenin' ny vorona rehetra. Dia Jasa ilay olon-kendry ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ireo vorondolo roa; ary nony nihaino kelikely izy, dia niverina nankeny amjn' ny mpanjaka ka nanao hoe: Izao, tompoko, no resany: hifanambady anaka, hono, izy roalahy lreo, fa ny iray manana zanakalahy, ary ny iray mananjanakavavy, ka ny hatao vodiondryy no ifampiadfany varotra, fa tanna roa foana tsy misy olona no ilain' ilay manan-janakavavy hatao vodiondry ho azy, vao manaiky izy. Ary hoy ny navalin' ilay manana ny lahy: Eny, fa velma, ho ela velona ante ny mpanjaka; fa raha ela velona amin' ny fnjakany izy dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. Arynonynahare izanyilay inpanjaka, dia nampieritreritraazyizany tenim-borona izany, ka dia niova nihatsara ny fitondrany fanlakana, fa tsy namono olona be intsony izy. Ny olon-kendry mora anarina fa ny adala mand anatra.

a

C/3

fit,

am'

a0,

55,

0.R

e

po,

7'W

T^'

;A.

0a.-.

'12

ces

>>

' ,,

c..

t.'

...

`Il

r..

F

l!1

,.}_.

- - - - - - - - -- - -- - - -- - - - - ---- - - - - - - - -X10,x

Fitenin' ny=fiteny+n'+ny, langages Ny , les. cotmais . Indray Ary, et. Rebetra, tous. Yorona, oiseaux. de les. Sendra, par Hono, ait-on. andro, un jour (indray=iny+ray). Nitsangantsangana, pass de mitsangantsangana=mi+tsahasard. An=tsaha=any+saTany, l, ngana redoubl, se promenait. NabiKa, et. Ny mpanjaka, ie roi. ha, dans (la) campagne. Vorondolo, (des), hiboux. ta, pass de mabita=ma+htta, vit., Nipetraka, pass de mipetraka=mi+petraka, (qui) taient poss. Aolo, abandonTanna, village. Amin' ny, sur , le. Tee , 1 . Tamin' ilayt' Ny mpanjaka, le roi. Hoy, dit. Ary, et. n. Henoy Andeha, allez (leba). Olon-kendry, homme sage. 1'. Hoe, exKely, un peu. imp. de benoina=haino+ina, ecoutez. Ataon'=atao+n', faite par. Ny resaka, la conversation. pletif. LaKa, et. Vorondolo, hiboux. . . . ireroa, ces. Ireroa. =la'a+ina, dites. Atq, ici. Amiko=amy o, imp. de Teniny=teny+ny, leurs paquelles (sont). -ko, moi. Ny, Mahav, cor-haissez. Hianao, vous. Fa, car. roles. Vorona, oiseaux. Tenin' ny=teny+n'+ny, paroles de les. les. llay olon-keLasa, partit. Dia, expltif. Rebetra, tous. Nody pass de mody=m+ody, Ka, et. ndry, l'homme sage. Nampandry sofina, nampandry pass de mampandry fait semblant. oreil=man+fandry, tndry=fa+andry, lit. faire dormir. Sofina, les couNihaino, pass de mihaino=mi+baino, les: d'tre attentif. Nalaon', faite par. Ireo, ces. Ny resaka, la conversation. ter. Nony, lorsque. Ary, et. Roa, deux. Vorondolo, hiboux. Dia, exil. Kelikely, un peu. Nibaino, eut cout. NaNiverina, pass de miverina = mi + verena revint. pltif. Amin' ny, au. nkeny, pass de mankeny=manka+eny, alla l. Ka, et. Nanao, pass de manao=ma+n+tao, Mpanlaka, roi. Tompoko, monI ao, voici. Hoe, en ces termes. s'exprima. Resany=resaa+ny, leur conversation. No, a t. seigneur. Hifanambady, futur de mifanambady=mi+fanambady=fa+anana IC, Hono, dirent. Anaka, (leurs) enfants. +vady, marier. Ny iray, Fa, car. Ireo, ces. Roa laby, deux orales. ils. Ary, (un) fils. Manana, a. l'un. Manan janakavavy=manana+ aNy iray, l'un (l'autre). et. Hatao, futur de Ka, et. Ny, le. naka+vavy, a (une) fille. todiondry, lit. derrire de mouton: prsent fait alao, pour taire. par l'poux aux parents de l' pouse le jour du mariage. Le vodioIfampiadiany varotra, ifampiadiany = ifampindry. No, c'est. -r adia na -I- ny, ifampiadiana = i + fampiady+ana, fampiady = jan fiils dbattaient le ady, fady=fi+ady, ady varotra, dbat du prix: qu Foana, vides. Tanna roa, deux villages. Fa, car. prix. No, c'est. Tsy misy, il n'y a pas. Olona, d'habitants : inhabits. !tain' ilay, elaina=ila+ina, dsir. N' par, ilay, celui qui. MananHatao, pour a une fille. Vao, avant Ho, pour. AZy, lui. Vodiondry. faire, constituer. Ary, et. de. Manaiky = ma + n + aiky, consentir. Navalin' pass de avaly=a+valy, Hoy, dit. No, .particule. Manana =ma + anana, a. Ilay, celui qui. rpondre. N' par. Eny, oui. Ny laby, le garon celui qui avait le garon rpondit.b ay,

v.'_

.,p a.+

.EL

.C

`RO

a-+

>'O

T>,

T>,

a.+

>,x

+y'

.OC E:.

ans

cc.

>>-

R.+

>,Q

:-

Ri.

..r

1..

."1

B8

NY FAMPAKARAM-BADY.

19

p0.

r

Amin' ny fanambadiana dia roa karazana ny fomba arahina. Ny iray dia atao hoe fampodiam-bady. Fomba tsotra izany fa olona vItsy no mandeha hangataka an-dravehivavy any aman' ny ray aman-dreniny sy manolotra ny vola ho solom-bodiondry, ary dia mandeha miaraka amin' Ireo olona vitsy ireo ravehivavy ho any amin' ny tranon-dralehilahy. Ny olona izay mifidy izany fomba tsotra izany, dia ny tsy ampy vola, na ny mivady mpihavana akaiky, ka aleon' ny ray aman-dreniny homena azy ho an' ny tokantranony ny vola, na mbola misaona ny fianakavian-dralehilahy na ny an-dravehivavy. Fa ny iray kosa dia ny fampakaram-bady ankalazaina fatratra sy andaniana vola bebe. Mamono omby na kisoa vitsivitsy sy akoho amam-borona ny maro amin' izany, ary mividy na manofa haingo saro-bidy. Alohan' ny andro fampakarana dia maka hevitra amin' ny mpanandro ny roa tonta ny amin' izay andro mety fa sao manohitra ny vintany ny andro hampakarana. Dia ampandrenesina ny mpianakavy sy n sakaiza ka samy tonga sy manatitra vola kely ho tsodrano. (ary raha andrikahefa tonga ny fotoana dia miainga ralchilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa ts ana dia solo no alefa) ankasa, izay atao hoe mpaka, ary lehilahy lehibe anankiray koa mitafy lambamena no miaraka aminy, ary io dia atao hoe mpikabary. Rahefa tonga ao amin' ny tranon-dray aman-drenin-dravehivavy izy ireo, dia miteny ny mpikabary mangataka an-dravehivavy amin' ny anaran' ny razan-dralehilahy : mangataka ny fara, hoy izy, mangataka ny dimby; avy mandondom-baravarana aminareo mianakavy. Dia mamaly ny rain-dravehivavy na olon-dehibe hafa misolo azy milaza ny fanaikeny ny fangatahany: Raha avy mangataka ny fara hianareo hoy izy, mangataka ny dimby, ka mandom-baravarana, dia manome iza ay mianakavy; fa hany ataonay, hoy izy, dia izao: ny anay tsy vadin' ny maro lahy, ary tandremo sao mamono vady ka mahala-nify na mahapotsi-maso, ary ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra ka raha misaraka dia kitay telo andanana: ka ny roa alanon' ny ]ahy ary ny iray alanon' ny vavy-(na teloina). Rahefa vita izany dia atolotry ny mpikabary ny vodiondry ariary ka hatramin' ny ariary dimy, sy asiana ambiny kely varifitoventy koa, ary ny tapa-damba namonosana azy dia natao mivohitra makadiry mba hoheverin' ny olona fa vola be. Via atolotra indray ny lamba sy ny akanjo entina amin' ny harondava, ka lamba somizo sy zandiana telo ka hatramin' ny fito no ao. Dia atolotra indray ny vola hatao taozavatra; ariary ka hatramin' ny ariary telo, nefa matetika dia be noho izany no lazaina mba ho voninahiti' izy roa tonta. Manaraka izany, dia ampisakafoina ireo vahiny, ary ny mpaka dia omena vola sikajy avy na hena ankevi-bidin' izany, ary ny an' ny mpikabary dia atao bebe kokoa; izany no atao hoe tolotra. Dia miainga izy ireo miaraka amin-dravehivavy sy ny vehivavy vitsivitsy isa tsy ankasa koa, atao hoe mpanatitra. Raha vao hivoaka ny trano ravehivavy dia tsofin' ny fianakaviany rano hoe: Marena tokantrano ! Ary ny vata misy ny fitafiany sy ny kidoro dia lolohavin' ny mpanompo co aorianany. Be ny mpizaha manamorona nyw`

c4'.

0.w

ami

y_,

p`,O

mea.

-

20 --

Ary nony samy tonga tany an-trano avy, hono, izy roa lahy, nosokatana ny an Imahaka, ka niezaka nanidina ny goaika ka lasa; fa nony nahombo tamin' ny zarany kosa ny angadin' Ikotofetsy, vao natontona tamin' ny tany dia tapaka. Dia samy nanao hoe, hono, izy : Mitovy saina lahy izany izahay roa lahy izany !

0000

Il. Ary sendra tatahaona teo an-dohasaha tamin' ilay nifanenany teo aloha indra , hono, izy roa lahy. Dia hoy lkotofetsy Mitovy saina isika roa lah , ka ndeha hisakaiza. Eny, hoy Imahaka. Ary nony niara-nandeha, hono, izy roa lahy, nahita ondrin' olona nihinana teo an-dohasaha Imahaka, dia nojerijereny ny tompony ka tsy hitany, ka nobatainy ny ondry, ndeha hoentiny. Dia hoy ny tompony : No batainao re tty ondrinay, ralehilahy ! Dia hoy, hono, lmahaka :Hizahako ny havesany. Dia tonga ohabolana mitoetra amin' ny tany izany mandraka ankehitriny hoe Manao halatr' ondrin' Imahaka, ka raha hitan' ny tompony, ataony hoe hizahako ny havesany; ary raha tsy hitany, dia entrny.

?p.,

2

-

:

:

:

Ary nandeha indray, hono, izy roa lahy, ka hoy lmahaka : Raha dia hisakaizatokoa ry isika roa lahy, andeha kely aloha hifamlzao no zavatra Andeha ary, hoy lkotofetsy. piady karajia. mahagaga ahy, hoy Imahaka, ka raha mahalala ny heviny ialahy, dia manan-tombon-tsaina kokoa noho izaho mahagaga ahy omby mainAsa, boy lkotofetsy, ty tokam-bolo, kaneta fotsy ny rononony. tsy fantatro izay mahatonga izany . Dia hoy kosa Ikotofetsy : lzao kosa no mahagaga ahy, ka raha mahalala ny fotony ialahy, manantombon-tsaina noho izaho: mahagaga ahy ity omby sy ondry: samy vilona ihany no haniny, ka tonga bala ny fivalanan' ny iray. Asa, boy Imahaka, tsy fantatro izay mahatonga izany. Dia hoy izy roa lahy : Mitovy saranga isika, fa aoka hifankatia tsara . Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana. Dia nifanao indray hoe izy: Andeha isika roa lahy samy hatory aloha, ka izay tsara nofy no mihinana io hanina io. Dia samy mindeha handry izy roa lahy ; ka none samy nifoha dia hoy lmahaka lzao no nofiko nofiko niakatra tany an-danitra aho ka nahita zavatra nahafinaritra sy nahasondriana ahy tokoa, ka lazao izay notin' lalahy tsara noho izany. Dia hoy kosa lkotofetsy: Nofiko nahita an' ialahy niakatra tany an-danitra aho, ka efa sondriana ter', hono, ialahy nony tonga tany, ka nifoha ndeha hihinana ny hanina aho izao, fa hoy Eta sondrrana any izay ilay iny ka tsy hety hidina at' intsony, izaho kanjo ialahy ityy tonga eto ihany indray, ka andeha hiara-komana. Dia samy tsrpaky ny hehy, hono, izy roa lahy ka dia niara-nihinaira. Dia niainga indray, hono, izy roa lahy, ka nahita vorona, dia nofandrihany ka azony (vorona iray karazana ainin' ny vorontsiloza midoboka sy mihabarera, raha misy misiaka azy), dia nosisihany vola sy voahangy tany ambanin' ny elany, ary novelarany tsihy ka napetrany ter' amoron-dalana ka nataony hoc: Yorombola, voromboahangy no anarany. Ary nony nandalo ny olona, dia hoy ny mpandalo : Voron' inona re io e? Dia hoy izy roa lahy vorombola, voromboahangy. Dia nantsoiny, hono, ny vorona nataony hoc: Ry vorom-

11

h.%

.y.

7,0

>,.^

E00

.-.

s-.

:

-s

..}

_.C

-in

R:.

E

-

:

-

>,

y_,

,;L R:w

N"O

!

_:r

:

!

w`.:n

C.^

R.C

>'c

0'0

R'^

C....=

R._

>,

`1Q

.^.

a-.

x>,

T0.

>,.

,i

_>b

22

'ZN"- ?.m

-23-

,R

NEC

N"C

..-

+-'

s-.

a->,

LIN

;

,+x

,c,

>N>

...,

i-.

>>C

>>>111

>>R

>>

ONT

ris

cri

.._

v,I

>.-

R^6

L1.

>.,

Off.

">oNo

a0.

`7

>.~

Tai..

2^:

E.,

24

p.+

25.7.. Raha misy olona marary mafy ka tsy azc entina hanatena anareo, kanefa misy zavatra tiany hosoratana aminareo, ka mampilaza izy noho ny tsy fahafahany, dia maniraha amin' ny namanao governora haingana hianao, ka ataovy tsy latsaka noho ny telo ny iiany handray ny taratasiny, ka rahefa handray .izany ireo irakareo ireo dia tsy maintsy atrehin' ny fokonolona eo tsy latsaka noho ny efatra. Ary raha miverina ireo irakareo ireo dia asaovy entiny miaraka aminy hilaza etc aminareo ireo fokonolona eo aminy nanatrika ireo, sy izay olona tian' ilay naka hirahina hanatrika ny hanoratanareo azy amin' ny bokim-panjakana. '8. Raha misy olona hanoratra aminareo governora, hianao governora sy ny namanao dia tsy mahazo maniraka, na alainy hankany aminy hanoratra, fa raha ta-hanoratra izy dia tsy maintsy manatona ao amin ny trano fanaovanareo raharaha izay voatendrin' ny fanjakana, afa-tsy ny olona marary mafy tsy azo entina, izay halainareo an-taratasy ny teniny hosoratana amin' ny bokim-panjakana tananareo; fa raha manao tsy araka izany hianareo dia sazina omby 5 Sy a. 5. g. Raha misy olona manao hoe: Maty Ra.... ka izao no didiny, nefa misy mand izany izy mpiray lova, dia aza manoratra izany ho didy hianareo fa ady izany, fa raha manoratra izany hianareo dia sazina a. Zoo isan' izay nataonareo izany, ary izany naiionareo*y dia tsy didy. lo. Raha misy maty ka lazain' ny havany aminareo governora, hianareo dia tsy mahazo manontany hoe: Iza ary no zanan ary ahoana koa no didiny fa hosoratanay, fa ny fanoratana ny maty fotsin ihany no anareo, fa tsy mahazo manery azy amin' ny zavatra tsy mbola tiany hosoratana hianareo, fa raha manao izany hianareo dia sazina omby.+'.5Ey-+

eto aminareo, dia omeo kopy iray madio avy amin' ny taratasy misy fanombohana tananareo, ary ataovy vita amin' ny andro anolorany azy izany, fa aza angatahan' andro; fa raha tsy manao araka izany hianareo dia sazina omby lo sy ariary folo. 2. Raha misy olona mifanaiky, ka tonga eto aminareo, ka nony tonga eto aminareo misy tsy ifanarahany indray, dia asaovy mandeha aloha izy roa tonta, koa rahefa mifanaraka dia asaovy avy indray, fa aza mamboaboatra ny teniny hianareo. 3. Raha misy faneken olona voasoratra eto aminareo, ka tiany izy mifanaiky hovana, dia azo hovana ; kanefa rahefa hovana na hovonoina dia alao ilay taratasy misy fanombohana any aminy misy izany fanekena izany ka doroy co anatrehany ; fa raha novana na novonoina, kanefa ny taratasy any aminy mbola tsy nalainareo, dia mbola tsy miova na maty izany, ary hianareo no mandoa ny fati-antok' clona amin' izany. 4. Raha misy olona mifanaiky hanoratra aminarco governora, kanefa fantatrarco fa tsy mifanaraka amin' ny laln' ny fanjakana ka manoratra izany hianareo, dia hohelohina araka ny lalna hianareo governora manao izany, ary izany fanekena izany dia tsy izy.

y>,

X-.

.-.

w-'

`.

C-> dam.

>,C

...

v.~

:7,

T0

s89

-

-

zq

_il

n'l11a maharatsy ny tniko sy ny fanjakako, fa ny vavolombef r na, fa mandainga amin ' ny fanjakako, ta aoka ny marina no bo marina, ary ny tsy marina dia aoka ho tsy marina. Ka lazaiko aminareo, ny vavolombelona tsy marina dia ampinomikg, ka raha resy amboa dia ampandoaviko a. zato sy omby zato. Raha miandry teza ho lavo, km anNy miandry tea ho lavo. drasanao ho faty ny vavolombelona vao izay hianao no miteny no manaraka : dia ataoko resy tsy manana hianao, ary dia sazeko omby tu sy ariary fo ataoko tsy misy fifonana, satria manandoka hianao ka manao hevitra entina hanambaka ny oloko, sy manao an-kasomparana. (Extrait du Tantara ny Andriana.)>,E

t"

-

nandoa hazo, ka efa vita izao ny rindrina sy ny rairaindrihana, neta mbola tereny ihany ny vahoaka hiantoka ny varavarana rehetra sy ny lohatrano mbamin' ny tafo, ka tsy mahazaka intsony ny vahoaka ka mitaraina aminao, Tompokolahy, fa hianao dia mitady izay hladananay nefa ny ataony kosa dia tsy zakanay ; ary izay tsy initondra ny anjarany hamitana lo trano io, hono, dia hataony an-tranomaizina, ka matahotra be ihany izahay, Tompokolahy, ka dia miandry izay teninao izahay fa hianao no ray aman-dreny. Hoy ny mpanomponao sy ary ny fokonolona rchetra ao Ambohidava.+-.

id.

ue,

0.O

AnyM......

Any R

:

.

0.p

fa

p`^

. . . , taurin' ny ahalasanako ny tanin-ketsa ny indray ankehitriny, ta sakanany tsy ho azoko hasaina hamafazambary ireo tany irco, fa ibahanany mihitsy co ampovoan-tanimbary, ka tsy mahady arniny aho, fa matahotra ny fanjakana, ka dia mitaraina aminareo mpanao fanjakana aho.

oui

0.

N1