6
FIHIRANA 39 : FAINGANA RY MPANJAKA !

FIHIRANA 39 : FAINGANA RY MPANJAKA !

  • Upload
    gagan

  • View
    86

  • Download
    3

Embed Size (px)

DESCRIPTION

FIHIRANA 39 : FAINGANA RY MPANJAKA !. Faingàna , ry Mpanjaka ! handray ny lovanao ; Faingàna re mba haka ny tany ho Anao ; Avia hampifaly ny malahelo fo ; Afaho ny mijaly sy azon’ny manjo. Presse -toi ô Roi de recevoir ton héritage Presse-toi de reprendre la terre - PowerPoint PPT Presentation

Citation preview

FIHIRANA 39 :

FAINGANA RY MPANJAKA !

Faingàna, ry Mpanjaka ! handray ny lovanao ;Faingàna re mba haka ny tany ho Anao ;Avia hampifaly ny malahelo fo ;Afaho ny mijaly sy azon’ny manjo.

Presse -toi ô Roi de recevoir ton héritagePresse-toi de reprendre la terreVient réjouir le cœur des malheureuxDélivre ceux qui souffrent et ceux qui sont dans le malheur

2- Avia, fa misento Atý ny olonao ;Ny fanjakana ento, fa Tompo Hianao.Tsy hisy hitomany eo anatrehanao.Hiadana ny tany Izay alehanao.

Vient car ton peuple soupire pour toiAmène ton Royaume car tu es notre SeigneurAuprès de toi, nul ne versera de larmesLa Paix règnera sur la terre que tu visiteras

3- Ny tendrombohitra avo,Ny lohasaha koa,Ho tonga ravoravo sy tretrika avokoa ;Ny be tsy haka an-kery, ny kely afa-po ;Tsy hisy izay ho very tsy hisy izay hanjo.

La haute montagne et la valléeSeront comblés et ivres de joiesLe fort ne prendra pas de force ; Le petit sera satisfaitAucun ne sera perdu, aucun ne sera malheureux

.

4- Mpanjaka sy Mpiaro Mahery Hianao ;Ny firenena maro Hitoky Aminao ;Ho avy lalandava Izao rehetra izaoHitondra harem-bevava Ho eo an-tongotrao.

Ô Roi et Protecteur, tu es puissantBeaucoup de nations te feront confianceLa terre entière viendra à jamais T’apporter leur richesse à tes pieds.

5- Faingàna, ry Mpamonjy, Ry Tompo be fitia ,Ny olona tra-bonjy Miantso hoe : Avia !Anao ny fiderana, Anao ny laza be,Anao ny fanjakana Sy arahaba e !

Ô Sauveur Presse–toi !Seigneur plein d’amour, ton peuple est malheureuxIl t’appelle : Vient !A toi la renommée ! A toi la gloire !A toi le règne à jamais !